par Dir Com | Jan 31, 2022 | Dircom
Tontosa ny faha-28 janoary, tetsy amin’ny ANS Ampefiloha ny fifidianana izay filoha hitantana ny ASIEF. Lany hitantana izany indray ny filoha teo aloha, Atoa ANDRIANARISON Jean Aimé, fantatrin’ny rehetra amin’ny anarana hoe John Love. Mpifidy 89 tamin’ireo...
par Dir Com | Jan 26, 2022 | Dircom
Tontosa ny faha-25 janoary 2022 ny fihaonan’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel Mamod’Ali sy ny ekipan’ny MJS tamin’ireo mpanao gazety mpisehatra matihanina amin’ny fanatanjahantena na Union des Journalistes Sportifs de...
par Dir Com | Jan 26, 2022 | Dircom
Ny faha-24 Janoary 2022 lasa teo dia tonga nitondra fanomezana ho an’ireo tra-boina vokatry ny haratsian’ny toetr’andro izay misy eto amintsika ny mpiara-miasa eo anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay...
par Dir Com | Jan 20, 2022 | Dircom
Fantatra ankehitriny ireo taranjam-panatanjahantena hifaninanana mandritra ny lalaon’ny nosy faha-11 izay hatao eto Madagasikara amin’ny taona 2023. Taranja 23 no voafidy amin’izany. – Athlétisme/Paralympique Athletisme (Lehilahy sy Vehivavy) –...
par Dir Com | Jan 20, 2022 | Dircom
Tontosa soa aman-tsara ny fambolen-kazo tao Mahanoro. Tonga navitrika ny ekipan’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay notarihin’Atoa SOLOFONIAINA Michkael Reilly, Talen’ny Kabinetran’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny...