par Dir Com | Déc 16, 2021 | Dircom
Notontosaina omaly Alarobia faha-15 desambra 2021, ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fampiofanana tanora amin’ny fandraharahana eo amin’ny tontolon’ny Fanatanjahantena. Tonga nanome voninahitra izany fotoana izany nisolo tena ny...
par Dir Com | Déc 16, 2021 | Dircom
Tafiditra ho mpikambana ao amin’ny birao maharitry ny » Association Mondiale Antidopage » i Madagasikara amin’ny alalan’Atoa MAMOD’ALI Hawel, Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena. Firenena Afrikanina miisa 3 ihany no tafiditra ao...
par Dir Com | Déc 14, 2021 | Dircom
Nanatontosa fitsidihana tany amin’ny faritra Atsinanana sy Analanjirofo ny farany herinandro lasa teo, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Atoa MAMOD’ALI Hawel sy ireo delegasionina niaraka taminy. Maro ireo foto-drafitr’asa notsidihan’izy...
par Dir Com | Déc 13, 2021 | Dircom
Notontosaina anio asabotsy faha-11 desambra tao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina ny fididianana izay ho filohan’ny federasiona Malagasy ny taranja tennis. Kandidà 2 mianadahy no nilatsaka ho fidiana tamin’izany. Voafidy ho filoha vaovao, Atoa...
par Dir Com | Déc 13, 2021 | Dircom
Tontosa io maraina io tao amin’ny CEMES Soanierana, ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Basketball. Tonga nanatrika izany fifidianana izany, Atoa ANDRITERAKANDRIANA Aina, Talé misahana ny Fanohanana ny Fanatanjahantena Avo Lenta...