FIHAONAN’NY GOVERNEMANTA SY NY SOLOMBAVAM-BAHOAKA

FIHAONAN’NY GOVERNEMANTA SY NY SOLOMBAVAM-BAHOAKA

Misy ny fihaonan’ireo Solombavam-bahoakan’i Madagasikara amin’ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta izay tarihin’ny Praiminisitra, Andriamatoa Christian NTSAY nanomboka omaly 02 Desambra 2021 sy ny 03 Desambra 2021. Mandritra izany roa...
YOUTHCONNEKT MADAGASCAR: TANORA MANDRAFITRA NY HO AVY

YOUTHCONNEKT MADAGASCAR: TANORA MANDRAFITRA NY HO AVY

Nanomboka ny taona 2017 i Madagasikara no niatrika voalohany ny Fihaonana antampon’ny YouthConnekt Africa. Hatramin’izao dia miezaka sy tsy mikely soroka ny fitondram-panjakana malagasy sy ireo mpiara-miombon’antoka mikatsaka mandrankariva ny fomba...
ATRIKASA MAHAKASIKA NY TETIKASA OBS-MADA

ATRIKASA MAHAKASIKA NY TETIKASA OBS-MADA

Atrikasa mahakasika ny Fankatoavana ny tari-dalana sy fitaovana fanofanana Tanora momba ny hay-taky sy ny hay-tarika ary Fitantanana sy Fampiroboroboana Tetikasa no notanterahina tetsy amin’ny Hotel Colbert ny 25 Novambra 2021 lasa teo. Notontosaina izany mba...