FANDRAHARAHANA ARA-TSAKAFO: ANALANJIROFO

FANDRAHARAHANA ARA-TSAKAFO: ANALANJIROFO

Tontosaina manomboka androany Alatsinainy 06 Desambra 2021 ka tsy hifarana rahatsy ny Alahady 12 Desambra 2021 ny fampiofanana ireo Tanora 18 ka hatramin’ny 35 taona, miisa 30 mahakasika ny FANDRAHARAHANA ARA-TSAKAFO izay tanterahina ao antampo-tananan’i...
JOURNEE INTERNATIONALE DU VOLONTARIAT

JOURNEE INTERNATIONALE DU VOLONTARIAT

Nandritra ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena hoan’ny Filatsahana An-tsitrapo, ny 05 Desambra 2021, ny fikambanana One Way for Change dia nikarakara ny hetsika « Award Day », izay fotoana iray fanomezandanja ny ezaka natao sy fankasitrahana ireo mpilatsaka...
FEDERASIONA MALAGASY NY TARANJA JUDO: FIFIDIANANA FILOHA

FEDERASIONA MALAGASY NY TARANJA JUDO: FIFIDIANANA FILOHA

Tontosa anio alatsinainy faha-27 desambra teny amin’ny foiben’ny komity olaimpika Malagasy teny Ivandry ny fifidianana izay ho filohan’ny federasiona Malagasy ny taranja judo. Nandritra ny fifidianana izay natao tamin’ny alalan’ny visio conférence dia voafidy ho...
FAMPIOFANANA IREO TANORA TAO MORONDAVA

FAMPIOFANANA IREO TANORA TAO MORONDAVA

Tontosa tao Morondava,ny hetsika lehibe ho fampiofanana sy famporisihina ho fampandraisana anjara bebe kokoa ny tanora amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara, izay fiaraha miasa teo amin’ny DRJS sy ny DREDD MENABE. Ny Tale misahana ny fifanaraham-piaraha- miasa sy...