TSIPY KANETY BE : FIADIANA NY AMBOARA MANERAN-TANY 2021.

TSIPY KANETY BE : FIADIANA NY AMBOARA MANERAN-TANY 2021.

Tonga nanotrona ny ekipam-pirenena Malagasy izay mandray anjara amin’ny fiadiana ny amboara maneran-tany amin’ny taranja « Tsipy Kanety Be » izay atao ao Santa Sussana, Espana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena, Atoa MAMOD’ALI Hawel sy ireo...
UNESCO : FIVORIAMBE FAHA- 41

UNESCO : FIVORIAMBE FAHA- 41

Anio Zoma 19 Novembra 2021 no fotoana nihaonan’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahan-tena MAMOD’ALI Hawel mivantana tamin-dRamatoa Angela MELO , Tale misahana ny ara-politika sy Fandaharan’asa eo anivon’ny UNESCO niaraka...
FIFANINANANA ASIEF

FIFANINANANA ASIEF

Noraisin’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahan-tena,MAMOD’ALI Hawel ireo mpiasa eto anivon’nyMinisteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay nandray anjara tamin’ny fifaninanana ASIEF natao tany Mahajanga ny 29 oktobra hatramin’ny 7 novambra lasa teo....