FIFANINANANA TSIPY KANETIBE « GRAND OPEN ANALAMANGA »

FIFANINANANA TSIPY KANETIBE « GRAND OPEN ANALAMANGA »

Taorian’ny fitokanana ny kianja manarapenitra filalaovana tsipy kanetibe  » FITARATRA 2023″, tao Tongarivo, kaomina Tanjombato, ny zoma lasa teo dia nisy avy hatrany ny fifaninanana « Festival de Pétanque Grand Open Analamanga ». Niisa 252 ireo ekipa olona...