par Dir Com | Août 30, 2021 | Non classé
Nanohy ny fidinana ifotony tany Ambatondrazaka, Faritra Alaotra Mangoro toy izay efa nataony tany amin’ireo faritra hafa ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora, Ramatoa Juliana RATOVOSON, anio 28 Aogositra 2021. Nandritra ny fandalovany dia nisy ny fihaonany...
par Dir Com | Août 30, 2021 | Non classé
Nisy ny fampiofanana ireo tanora izay natao tao amin’ny Centre Regionale de la Jeunesse et des Sports (CRJS) Toamasina izay nifarana anio 27 Aogositra 2021. Nandritra ny fidinana ifotony izay notanterahin-dRamatoa Juliana RATOVOSON Minisitra lefitra,Anio zoma 27...
par Dir Com | Août 30, 2021 | Non classé
Feno ny fandaharam-potoana nentina namaranana ny fidinana ifotony izay nataon-dRamatoa Juliana RATOVOSON, Minisitra lefitra misahana ny tanora tao Maroantsetra. Nisy ny dinika niarahany tamin’ireo Ben’ny Tanana rehetra miisa 20 mandrafitra ny...
par Dir Com | Août 30, 2021 | Non classé
Notanterahina omaly 26 Aogositra 2021 ny fankalazana Rezionaly ny andro iraisam-pirenena ho an’ny Tanora ho an’ny Faritra Analanjirofo. An-kafaliana sy an-karavoana tanteraka no nandraisan’ireo tanora ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora Ramatoa...
par Dir Com | Août 25, 2021 | Non classé
Noho ny resaka nandeha mikasika ny fandehanan’ny atleta manana fahasembanana hamonjy ny « jeux paralympiques » any Tokyo ny 24 Aogositra 2021 hatramin’ny 05 Septambra 2021 izao dia nisy ny valan-dresaka niaraka tamin’ireo mpanao gazety izay...