par Dir Com | Juil 5, 2021 | Non classé
Anjaran’ny Tanora tao Diego indray no nanaovana ny fanentanana mahakasika ny U-report izay niarahana tamin’ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora eo anivon’ny Ministera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Ramatoa Juliana RATOVOSON anio Alahady 4...
par Dir Com | Juil 5, 2021 | Non classé
Nandritra ny fidinana ifotony nataon’ AndriamatoaTINOKA Roberto, Minisitry ny Tanora syny Fanatanjahantena ao amin’ny Faritra Diana dia tonga nijery ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra ao Diego Suarezny tenany omaly...
par Dir Com | Juil 5, 2021 | Non classé
Tsara ny vokatra ho an’i Madagasikara eo amin’ny fifaninanana amin’ny taranja Rugby izay atao any Nairobi, Kenya satria dia nahazo fandresena izy ireo tamin’ny lalao voalohany natao androany. Teo amin’ny « Rugby...
par Dir Com | Juil 2, 2021 | Non classé
Hatao ny 19 ka hatramin’ny 28 Aogositra 2022 ao Kinshasa, Repoblika Demokratikan’i Congo Ny andiany faha-9 amin’ny lalao ny Frankôfonia. Notanterahina androany 01 Jolay 2021 ny fivoriana ara-teknika voalohany ho fanomanana sahady ny...
par Dir Com | Juil 1, 2021 | Non classé
Hanainga anio Alarobia 30 jona 2021 ireo ekipam-pirenena Malagasy eo amin’ny taranja Rugby izay ahitana ekipa telo (3) izay miisa 83 ny mandrafitra ny delegasiona Malagasy nandray ny sidina anio maraina izay ahitana mpilalao miisa 73, mpitabo 3, mpanazatra 3,...