IVATO: FITSENANA IREO MAKIS AN’I MADAGASIKARA

IVATO: FITSENANA IREO MAKIS AN’I MADAGASIKARA

Nifarana ny 11 Jolay lasa teo ireo fifaninanana rehetra nandraisan’ireo ekipam-pirenena Malagasy miisa 3 anjara eo amin’ny taranja rugby. Tsara ny vokatra amin’ny ankapobeny ary tsy nitsanga-menatra isika Malagasy satria fandresena 4 no azon’ireo Makis...