par Dir Com | Juil 21, 2021 | Non classé
Tsy diso anjara ireo tanora tao amin’ny Faritra Vakinankaratra tamin’ny fitsidihan’ny Tale Jeneraly misahana ny tanora eo anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy Fanatanjahantena Ramatoa Juliana RATOVOSON tao Antsirabe androany 20 Jolay 2021....