par Dir Com | Juil 27, 2021 | Non classé
Notanterahina nandritra ny herinandro lasa teo ny fihaonana tamin’ireo raim-pianakaviana 21 izay mivoy ny “Masculinité positive » sy ny fametrahana ny rafitra entin’izy ireo miasa tao amin’ny faritra Anôsy ho fanamafisana ny asa fanentanana eny anivon’ny...
par Dir Com | Juil 21, 2021 | Non classé
Tsy diso anjara ireo tanora tao amin’ny Faritra Vakinankaratra tamin’ny fitsidihan’ny Tale Jeneraly misahana ny tanora eo anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy Fanatanjahantena Ramatoa Juliana RATOVOSON tao Antsirabe androany 20 Jolay 2021....
par Dir Com | Juil 17, 2021 | Non classé
Nanatanteraka fitsidihana ny Tranoben’ny Tanora tao Alakamisy Ambositra ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora eo anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Ramatoa Juliana RATOVOSON anio 17 Jolay 2021 ,nandritra izany dia nisy ny...
par Dir Com | Juil 16, 2021 | Non classé
Notanterahin’ny Komity mpikarakara ny lalao ny frankofonia androany 15 Jolay 2021 ny fivoriana virtoaly voalohany nanomezana fanazavana mahakasika ny fanomanana ny lalao sy ny fomba fandraisana anjara eo amin’ny taranja ara-panatanjahantena izay nanasana...
par Dir Com | Juil 15, 2021 | Non classé
Tanterahina nanomboka ny 13 Jolay 2021 hatramin’ny faha 16 Jolay 2021 ao amin’ny Centre Valbio Ranomafana ny Zaikabe Rezionaly fahatelo ho an’ny Tanora izay tafiditra ao anatin’ny fandaharanasa SPICES, iarahan’ny Ministeran’ny...