
MAHITSY : FITOKANANA NY KIANJA MANARAPENITRA.
Notanterahana anio 6 Jona 2021 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao tao Mahitsy izay ao anatin ‘ny Distrika Ambohidratrimo. Tonga nitokana izany ny Filohan’ny Repoblika, […]
Notanterahana anio 6 Jona 2021 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao tao Mahitsy izay ao anatin ‘ny Distrika Ambohidratrimo. Tonga nitokana izany ny Filohan’ny Repoblika, […]
Ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny CONFEJES ary ny delegen’ny GTCF eto Madagasikara dia nanatanteraka hetsika ho an’ny tanora sy fanatanjahantena ho fanamarihana […]
Ao anatin’ny fanatanterahana ny paikady vaovao izay mitondra ny lohahevitra hoe « Mitarika ny ady atao amin’ny fampiasana fanafody mampatanjaka anaty vanim-potoana vaovao », dia nisy fivoriana […]
Tonga soa amantsara eto an-tanindrazana anio 31 May 2021 ny atleta Malagasy nandeha niady izay ho Tompondakan’i Afrika amin’ny taranja Fibatana Fonjamby izay natao tany […]
Copyright © DSI 2025