AMBOHIDRATRIMO: FITOKANANA NY KIANJA MANARAPENITRA

AMBOHIDRATRIMO: FITOKANANA NY KIANJA MANARAPENITRA

Notokanana anio Alakamisy 10 Jona 2021, ny kianja manarapenitra tao AMBOHIDRATRIMO, faritra Analamanga. Mizotra mankany amin’ny fandrosoana tokoa ny firenena raha eo amin’ny lafiny fanatanjahantena no resahina satria dia kianja manarapenitra roa...