MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

  • Suivre
  • Suivre
  • Suivre
  • Accueil
  • Le Ministère
    • Le Ministre
    • Mot du Ministre
    • Organigramme
  • Jeunesse
    • Développement et vulnérabilité
    • Confejes
    • PPEJ
  • Sport
    • LES GRANDS EVENEMENTS
    • Les FEDERATIONS SPORTIFS
  • infrastructures
  • Actualités
  • Concours
  • Accueil
  • Le Ministère
    • Le Ministre
    • Mot du Ministre
    • Organigramme
  • Jeunesse
    • Développement et vulnérabilité
    • Confejes
    • PPEJ
  • Sport
    • LES GRANDS EVENEMENTS
    • Les FEDERATIONS SPORTIFS
  • infrastructures
  • Actualités
  • Concours
FARADOFAY: FANOKAFANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY U-REPORT MADAGASIKARA

FARADOFAY: FANOKAFANA AMIN’NY FOMBA OFISIALY NY U-REPORT MADAGASIKARA

par Dir Com | Juin 28, 2021 | Non classé

Tontosa anio 24 Jona 2021 tao amin’ny Tranoben’ny Tanora « Lanirano » Faradofay ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny « U-REPORT MADAGASIKARA » izay nanasana ny tanora avy ao amin’ny Faritra Anôsy ary notronin’ireo manam-pahefana sy...
MORONDAVA: FITSIDIHANA NY KIANJA MANARAPENITRA VAOVAO.

MORONDAVA: FITSIDIHANA NY KIANJA MANARAPENITRA VAOVAO.

par Dir Com | Juin 28, 2021 | Non classé

Tonga nidina ifotony nijery ny fandroson’ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao Morondava ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto androany 24 Jona 2021. Nanotrona azy tamin’izany ny Mpandrindra Jeneraly misahana...
COMESA: FIVORIAN’IREO MINISITRA MISAHANA NY TANORA ETO AFRIKA.

COMESA: FIVORIAN’IREO MINISITRA MISAHANA NY TANORA ETO AFRIKA.

par Dir Com | Juin 22, 2021 | Non classé

Notanterahina anio 22 jona 2021 ny fivoriana ampitain-davitra voalohany ho an’ireo Minisitra misahana ny Tanora mpikambana ao anatin’ny COMESA (Common Market for Eastern and Southern Africa). Marihina fa ity fivoriana ity dia tohin’ilay fivoriana izay...
FAMARANANA NY FIVORIANA MAHAKASIKA NY FIAROVANA SY FANOMEZAN-DANJA NY LALAO SY NY FANATANJAHANTENA NENTIM-PAHARAZANA ATY AFRIKA

FAMARANANA NY FIVORIANA MAHAKASIKA NY FIAROVANA SY FANOMEZAN-DANJA NY LALAO SY NY FANATANJAHANTENA NENTIM-PAHARAZANA ATY AFRIKA

par Dir Com | Juin 18, 2021 | Non classé

Nifarana anio 17 Jona 2021 ny fivoriana ampitain-davitra izay notarihin’ny African Traditional Sports and Games Confederation (ATSGC) sy ny UNESCO nandritra ny 3 andro izay nitondran’ireo teknisiana ambony momba ny fanatanjahantena manerana an’i...
COMESA: ANDRO FAHATELO FAMARANANA NY FIVORIAN’IREO TEKNISIANA AMBONY MISAHANA NY TANORA

COMESA: ANDRO FAHATELO FAMARANANA NY FIVORIAN’IREO TEKNISIANA AMBONY MISAHANA NY TANORA

par Dir Com | Juin 17, 2021 | Non classé

Nifarana anio 16 Jona 2021 raha naharitra hateloana, ny atrikasa virtoaly niarahan’ireo teknisiana ambony misahana ny Tanora anatin’ny firenena 21 mpikambana amin’ny COMESA. Androany no nitondrana fandravonana ireo tatitra rehetra avy @ firenena...
Page 1 sur 3123»

 Mot du Ministre


Suivez-nous sur

  • facebook-alt
  • instagram
  • linkedin-square

Actus en brève

Jeunes moteurs du changement

Jeunes moteurs du changement

Karaté : un championnat national réussi

Karaté : un championnat national réussi

Evenements

VIDEO

Concours

Appel a Projet PPEJ

Avis de concours MAGISTRAT 2025

MINISTERE DE LA JEUNESSE ET DES SPORTS

Accès Direct

Accueil

Actualités

Le ministère

YouthConneKt

La Jeunesse

Contact

Le Sport

Autre liens

www.presidence.gov.mg

www.assemble-nationale.mg

www.primature.gov.mg

www.hcc.gov.mg

Suivez-nous
  • Suivre
  • Suivre
  • Suivre
(©) Equipe DSI-MJS 2026. Tous droits réservés