par Dir Com | Mai 20, 2021 | Non classé
Taorian’ny Fihaonambe voalohany ny Minisitra Afrikanina ho fanatanterahana ny « Plan d’Action de Kazan » (PAK) manerana ny Afrika ny taona 2019 dia voatendry ho Tompondaka eto Afrika amin’ny Fanatanjahantena sy ny Fanabeazana ara-batana Andriamatoa Andry RAJOELINA,...
par Dir Com | Mai 20, 2021 | Non classé
Nanomboka ny alatsinainy teo ary hifarana ny 28 mey 2021 any Malawi ny fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika eo amin’ny lalaon-tsaina echec. Misolontena antsika malagasy amin’ity fifaninanana ity i Fy Antenaina RAKOTOMAHARO, tompondakan’i Madagasikara izay...
par Dir Com | Mai 20, 2021 | Non classé
« Ny fahalanian’Atoa Siteny RANDRIANASOLONIAIKO ho filohan’ny federasiona afrikanina ny Judo dia tena zava-dehibe ho an’ny taranja Judo manokana ary voninahitra lehibe ho an’i Madagasikara. Ny tontolon’ny Fanatanjahantena amin’ny...
par Dir Com | Mai 14, 2021 | Non classé
Handray anjara amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika izay hanomboka amin’ny Alakamisy 20 May 2021 ka hatramin’ny Alahady 23 May 2021 ao Dakar, Sénégal ny taranja Judo izay ahitana mpikatroka 5 mianadahy. Mireille Andriamifehy/ -52kg,...
par Dir Com | Mai 11, 2021 | Non classé
Notontosaina io maraina io ny fisarihana amin’ny fifaninanana World Rugby Sevens Repechage izay hiadian-toerana ahafahana miatrika ny lalao Olaimpika eo amin’ny taranja baolina lavalava lalaovin’olona 7 izay atao any Tokyo . Ekipa vehivavy 12 no...