par Dir Com | Mai 27, 2021 | Non classé
Nanatanteraka valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety androany 27 May 2021 ny Filohan’ny Federasiona Malagasy ny Fibatana Fonjamby Andriamatoa Harinelina RANDRIAMARIVO sy ny Tale Jeneraly misahana ny Fanatanjahantena Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY nitondra...
par Dir Com | Mai 26, 2021 | Non classé
Niainga anio maraina nihazo an’i Nairobi, renivohitr’i Kenya ny mpibata fonjamby Malagasy (Haltérophilie) hiatrika ny fiadiana izay ho tompondakan’ny Afrika ny 27 hatramin’ny 30 May izao. Izany no tanteraka dia noho ny fandraisana an-tanana sy...
par Dir Com | Mai 26, 2021 | Non classé
Araka ny fanambarana natao teto amin’ny Pejy ny 21 may 2021, ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena dia mandray anjara amin’ny ady atao amin’ny valan’aretina COVID 19 amin’ny alalan’ny fanabeazana ara-batana tsara...
par Dir Com | Mai 25, 2021 | Non classé
Ry tanora 14-30 taona, efa azonao atao ny misoratra anarana ho « U-Reporter», sehatra iray ahafahan’ny tanora mitondra ny feony amin’ny lohahevitra maro mahakasika azy ireo. Alefaso SMS @ 301 ny « ureport » dia araho ny toromarika. Hafatra maimaimpoana...
par Dir Com | Mai 25, 2021 | Non classé
Ao anatin’ny fitsidiham-paritra izay ataon’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ankehitriny dia tonga nitsidika ny fizotrin’ny fananganana ireo fotodrafitrasa ara-panatanjahantena tao Ihosy, faritra Ihorombe ny tenany. Tsy diso anjara amin’izany...