par Dir Com | Fév 16, 2021 | Non classé
Mitohy hatrany ny fidinana ifotony tanterahin’ny Ministera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Nitsidika ireo Fitaleovam-paritra ny irak’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, dia ny Tale misahana ny mahaolona eo anivon’ny Ministera, Ramatoa LYNDA...
par Dir Com | Fév 12, 2021 | Non classé
Ao anatin’ny fanatanterahana ny velirano nampanantenain’ny Filoham-pirenena eo amin’ny sehatry ny tanora sy ny fanatanjahantena dia tonga nitsidika ny asa fananganana ny kianja manarapenitra ao Antanambao Ihosy ny Minisitry ny Tanora sy ny...
par Dir Com | Fév 12, 2021 | Non classé
Tontosa ny 09 febroary 2021 ny fihaonambe fakan-kevitra virtoaly izay natao ho fampiharana ny fanarahan-dalàna ireo mpikambana ao anatin’ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny » Dopage » mandritra ny fanatanjahantena. Nandray anjara tamin’izany ny...
par Dir Com | Fév 11, 2021 | Non classé
Nanainga io maraina io hihazo an’i Nosy be ireo mpilalao mandrafitra ny ekipam-pirenena eo amin’ny taranja basketball . Any an-toerana ny delagasiaonina no handray ny fiaramanidina hitondra azy ireo ho any Tonizia, hiatrika ny fifanitsanana dingana fahatelo...
par Dir Com | Fév 8, 2021 | Non classé
Tanterahina mandritra ny 08 sy 09 febroary 2021 izao ny fivoriam-be virtoaly an’ireo tompon’andraikitra ny Tanora eto amin’ny Faritra SADC, izay nakana ny hevitr’ireo Firenena mpandray anjara ny amin’ny famolavolana ny politika misahana...