par Dir Com | Jan 30, 2021 | Non classé
Tonga nanao fitsidihana ny kianjan’ny Centre Régional de la Jeunesse et des Sports sy ny kianjan’ny lycée technique tao Toamasina ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto niaraka tamin’ireo delegasiona notarihiny ny...
par Dir Com | Jan 30, 2021 | Non classé
Omaly zoma faha 29 janoary 2021 no tonga nidina ifotony sy nitondra fanazavana ara-tekinika amin’ny fananganana Kianja mitafo manarapenitra tamin’ireo tompon’andraikitra isan’ambaratongany amin’ny fitantànana ny tanànan’i Toamasina...
par Dir Com | Jan 29, 2021 | Non classé
Notanterahina anio ny famoahana ara-pomba ofisialy ireo Mpampianatra- Mpanabe ara-panatanjahantena nandrato fianarana teo anivon’ny Académie Nationale des SPORTS, misalotra ny anarana « ANDIANY MENDRIKA ». Miisa 156 ireo mpianatra notolorana ny mari-pahaizana...
par Dir Com | Jan 29, 2021 | Non classé
Nitondra vahaolana ho an’ny fanamboarana ny Kianja mitafo manarapenitra ny Minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena Andriamatoa TINOKA ROBERTO.Ity farany izay nanatanteraka fidinana teny an-kianja ary namory ireo mpiantsehatra voakasiky ny fanamboarana ny...
par Dir Com | Jan 28, 2021 | Non classé
Dans le cadre de la promotion de la Coopération Sud-Sud, la soumission de projets pour financement du fond » Perez-Guerero Trust Fund » PGTF est ouverte à tous les États membres. La date limite est le 30 Avril 2021. Veuillez remplir le formulaire concernant votre...