
Fisorohana ny fihanaky ny Covid-19 eto Toliara: Tsinjovina mialoha ireo mpikarakara marary
Vary 50 gony sy savony 50 baoritra no natolotry ny Centre Opérationnel COVID-19 eto Toliara hoan’ireo mpikarakara marary eny amin’ny Hôpital manara-penitra.Hetsika izay notarihin’ny Minisitry […]