Ho fampiharana ny fandaharanasa « Pôle emploi Jeune » izay paikady novolavolaina hanatanterahana ny « Veliranon’ny Tanora ho amin’ny Emergence » dia navondrona ho centre des jeunes ireo tanora mpanjono rehetra ato amin’ny Kaominina Ankatafana Distrikan’i Mananjary.Ity no drafitrasa ahafahan’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena miahy sy manohana azy ireo.Samy niara-niaiky an’ity lamina ity ireo rehetra voakasik’izany,tonga nidina ifotony nijery sy nihaona tamin’ireto tanora ireto ny delegasiona notarihin’ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora.Nandritr’ity fihaonana ity ihany koa no nanolorana ireo fanampiana hahafahan’izy ireo misehatra avy hatrany.
Diplomasia ara-panatanjahantena: Minisitra Marson Moustapha Abdulah tao amin’ny Foara Fanatanjahantena Iraisam-pirenena tany Ejipta
Le Ministre de la Jeunesse et des Sports de Madagascar, Marson Moustapha Abdulah, a honoré de sa présence l’ouverture du Salon International du Sport en Égypte, c'était hier matin en présence du Premier Ministre égyptien, Moustapha Madbouli, et du Ministre...







