Ho fampiharana ny fandaharanasa « Pôle emploi Jeune » izay paikady novolavolaina hanatanterahana ny « Veliranon’ny Tanora ho amin’ny Emergence » dia navondrona ho centre des jeunes ireo tanora mpanjono rehetra ato amin’ny Kaominina Ankatafana Distrikan’i Mananjary.Ity no drafitrasa ahafahan’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena miahy sy manohana azy ireo.Samy niara-niaiky an’ity lamina ity ireo rehetra voakasik’izany,tonga nidina ifotony nijery sy nihaona tamin’ireto tanora ireto ny delegasiona notarihin’ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora.Nandritr’ity fihaonana ity ihany koa no nanolorana ireo fanampiana hahafahan’izy ireo misehatra avy hatrany.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...