« Pole emploi jeune »:tohana ho an’ireo tanora mpandraharaha

Tsy voatery hahavita fianarana vao afaka manangana orinasa fa trandraho ny talenta misy aminao,ahafahanao mamorona asa ho an’ny tenanao sy ho an’ny hafa. »

Tanora mpandraharaha amin’ny famokarana herinaratra azo avy amin’ny loharano no nahazo tohana avy amin’ny tetikasa « Pole emploi-jeune » izay fandaharan’asa novolavolain’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena.

Hatreto dia tokantrano 15 no voavatsy herinaratra ao amin’ny fokontany Ambodirofia Kaominina Ifanadiana, izay vokatry ny fikarohana manokana nataon’ity tanora ity.

Tonga nitsidika an’izany teny ifotony ny delegasiona notarihin’ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora, nanolotra fampitaovana ho fanatsarana ny asa sy ho fampirisahana an’ity tanora ity hivelatra bebe kokoa. Ankoatra ny famokarana herinaratra dia manao asa fandrafetana ihany koa ity tovolahy izay vao 26 taona ity.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...