Fifanaovan-tsonia teo amin’ny MJS sy BNI Madagascar

Tontosa androany 04/12/20,tetsy amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena tetsy Mahamasina ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasa eo amin’ny Minisitera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny banky BNI Madagascar.Fifanaovan-tsonia izay manamafy ny fifandraisana sy ny fiaraha miasa efa nisy teo aloha.

Hahazo tombony amin’izany ireo tetikasan’ny Minisitera miompana amin’ny sehatrin’ny fampandrosoana ny tanora sy ny fampiroboroboana ny fanatanjahantena .Nasongadina manokana ny fanohanana amin’ny fitadiavana ireo taniketsan’ny fanatanjahantena eto Madagasikara.Hisy ihany koa ny fanentanana ireo mpiasa eo anivon’ny Minisitera ny Tanora sy Fanatanjahantena mba hanjifa ny tolotra ao amin’ny BNI Madagascar noho ireo tombotsoa maro azo sitrahana ao aminy.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...