🇲🇬AMBODOVONIKELY AMBOHIMANARINA NIZARA VATSY VAO MARAINA NY EKIPA

6h00 : Maro amin’ireo traboina no tsy maintsy mamonjy ny asa fanaony andavanandro, mialohan’ny aminy fito ora maraina. Nampisakafoana mofo, nohosorana dibera ary « confiture » miaraka amin’ny dite mafana, ireo mitoby ao amin’ny biraom-pokontany.
🙏Nifanolo-tanana tamin’ny sefo fokontany ny ekipan »ny Ministra Lefitra misahana ny Tanora eo anivon’ ny MJS, izay notarihin’ny Tale Jeneralin’ny Tanora RAKOTOSEHENO Noro Haingo sy ireo Tale mpiara-miasa aminy. Teo ihany koa ny fiaraha-miasa amin’ny fitaleovam-paritry Analamanga nahafahana nanatontosa izao fampisakafoana vao maraina izao.
❤️Ny asa vadin-drano tsy vita raha tsy ifanakonana.
❤️Izay kely azo atao, atao ampitiavana hatrany.
© VMJ Janv 2022

Autre Articles

Fiarahabana an’Atoa Minisitra noho ny taona vaovao

Fiarahabana an’Atoa Minisitra noho ny taona vaovao

FIARAHABANA AN'ATOA MINISITRA NOHO NY TAONA VAOVAO  Noho ny nahatratrarana ny taona vaovao 2025 dia tsy adinon'ireo staff eto anivon'ny MJS no niarahaba manokana an’Andriamatoa Minisitra MARSON MOUSTPHA Abdulah amin'ny maha Ray aman-dReny eto anivon'ny Ministera ny...