TSIPY KANETIBE: FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA

Notanterahana ny 16 jona 2023, teny amin’ny kianja filalaovana tsipy kanetibe Ivato ny fanokafana ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja tsipy kanetibe. Haharitra telo andro ity fifaninanana ity.

Tonga nanome voninahitra izany ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tamin’ny alalan’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny izay nisolotena an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA.

Autre Articles

FAMPIOFANANA IREO TANORA TAO MORONDAVA

FAMPIOFANANA IREO TANORA TAO MORONDAVA

Tontosa tao Morondava,ny hetsika lehibe ho fampiofanana sy famporisihina ho fampandraisana anjara bebe kokoa ny tanora amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara, izay fiaraha miasa teo amin’ny DRJS sy ny DREDD MENABE. Ny Tale misahana ny fifanaraham-piaraha- miasa sy...