TOAMASINA: FAMPIOFANANA IREO TANORA TAO AN-TOERANA

Nisy ny fampiofanana ireo tanora izay natao tao amin’ny Centre Regionale de la Jeunesse et des Sports (CRJS) Toamasina izay nifarana anio 27 Aogositra 2021.

Nandritra ny fidinana ifotony izay notanterahin-dRamatoa Juliana RATOVOSON Minisitra lefitra,Anio zoma 27 Aogositra dia tonga tao amin’ny CRJS Toamasina izy ary nanatrika ny fanolorana ny mari-pahaizana ireo mpiofana.

Ny fiofanana izay niompana momba ny Informatique mecanique general& auto,coupe et couture,ka notolorana fampitaovana ireo tanora sangany tamin’izany.

Marihina fa isany mamaly ny velirano faha 8 dia ny fizankan-tenan’ny tanora ny fiofanana arak’asa tahak’izao.

Nanome toky Ramatoa Minisitra lefitra misahana ny tanora fa izao paikady fampiofanana izao dia ho hitarina manerana ny Nosy.

Autre Articles

Fifaninanana Robotika

Fifaninanana Robotika

Nahafaly ahy ny nandray ireo tanora 7 hisolo tena an'i Madagasikara any Estonie amin'ny Fifaninanana iraisam-pirenena momba ny Robotika. Isaorana ny Stem 4 Good izay nampiray ireto tanora avy amin'ny faritra isan-karazany eto Madagasikara. Hanampy azy ireo ny...

MALAGASY RUGBY: FIFANARAHAM-PIARAHA-MIASA

MALAGASY RUGBY: FIFANARAHAM-PIARAHA-MIASA

Tontosa anio 15 Oktobra 2021 ny fifanaovan-tsoniam-piaraha- miasa eo amin'ny Malagasy RUGBY sy ny Ministeran'ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy. Tonga nanome voninahitra izany Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY, Tale jeneraly misahana ny Fanatanjahantena eo...