Qualifiers Afrobasket 2021

Hiatrika fifanintsanana any Kigali, Rwanda ny 27 hatramin’ny 29 Novambra 2020 izao, ireo solontenan’i Madagasikara amin’ny taranja « Basket Ball ».Ity ny dingana ahafahana mandray anjara amin’ny Afrobasket 2021.

Ireto avy izy ireo:

Mpilalao:

-LOUBACKY Rick-Ley (Ricky)

-BOTOU Valley Olivier

-MORY Francis Ramanampamonjy

-RAVELOMANANTSOA John Prince

-FARALAHY Monja Romain

-SOLONDRAINY Alpha Jean Arnol

-RANDRIAMAMPIONONA Elly

-RALISON Andriantsoa Hajamaminiaina (Mamy)

-MANDIMBISON Constant Fabrice

-RAMORASATA Solonirina Ndranto Fanomezantsoa (Danz Kely)

-RATIANARIVO Livio Rocheteau

-LAHONTAN Rija (France)

Staffs:

Coach 1: RASAMOELINA Tojo

Coach 2: RAHARIDERA Lova

Docteur: RANDRIAMIHAJA Pierrot

Chef de délégation: RANDRIAMANDIMBY Harinirina Jimmy Désiré

Araka takian’ny fepetra dia efa niroso amin’ny fitiliana(test PCR) ireo rehetra mandrafitra ny delegasiona.

Isaorana mandrakariva ny fitondram-panjakana izay soloin’Atoa Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahan-tena, TINOKA Roberto tena amin’ny fikarakarana ny mpanao fanatanjahan-tena amin’ny alalan’ny fanampiana ara-bola sy fanohanana azy ireo.

Autre Articles

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

Amin'izao fandalovan' ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel ao Morondava anio 23 Septembra 2021 izao dia tonga niverina nijery ifotony  ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao morondava ny tenany. Nijery...