Le programme FIHARIANA est un programme présidentiel visant à encourager la création d’emplois et la promotion de l’entrepreneuriat en offrant des financements aux jeunes porteurs de projets. Dans la mise en œuvre de ce programme FIHARIANA, une formation des formateurs en entrepreneuriat s’est tenue au MOTEL Anosy du 03 au 14 Juin 2019.
Vingt (20) jeunes ont bénéficié de cette formation des formateurs, selon la méthode GERME ou Gérez Mieux votre Entreprise assurée par des formateurs internationaux. Ces futurs formateurs vont se charger de l’appui et de l’accompagnement des jeunes des 22 régions dans le cadre de ce projet FIHARIANA.
Projet Fihariana :Formation des formateurs en entrepreneuriat
Autre Articles
FITOKANANA NY I-TAFA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY.
Anio 31 Aogositra 2021 no notokanana tamin'ny fomba ofisialy ny ivon-toerana I-TAFA etsy Ambohijatovo ambony. Tonga nanome voninahitra izany ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora eo anivon'ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Ramatoa Juliana RATOVOSON....
KIANJA BAREA : NAHAZO FAHAFAHANA MAMPIDITRA MPIJERY
Taorian'ny fitsidihana sy fijerena nataon'ny teknisianina avy ao amin'ny Kaofederasiona Afrikanina ny baolina kitra (CAF) dia nanao valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena MAMOD’ALI Hawel. Nambarany tamin'izany fa nahazo...
AMBATONDRAZAKA : FITSIDIHANA NATAON’DRAMATOA MINISITRA LEFITRA MISAHANA NY TANORA.
Nanohy ny fidinana ifotony tany Ambatondrazaka, Faritra Alaotra Mangoro toy izay efa nataony tany amin'ireo faritra hafa ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora, Ramatoa Juliana RATOVOSON, anio 28 Aogositra 2021. Nandritra ny fandalovany dia nisy ny fihaonany...
TOAMASINA: FAMPIOFANANA IREO TANORA TAO AN-TOERANA
Nisy ny fampiofanana ireo tanora izay natao tao amin'ny Centre Regionale de la Jeunesse et des Sports (CRJS) Toamasina izay nifarana anio 27 Aogositra 2021. Nandritra ny fidinana ifotony izay notanterahin-dRamatoa Juliana RATOVOSON Minisitra lefitra,Anio zoma 27...
FARITRA ANALANJIROFO : FITSIDIAM-PARITRA NOTANTERAHIN’NY MINISITRA LEFITRA MISAHANA NY TANORA.
Feno ny fandaharam-potoana nentina namaranana ny fidinana ifotony izay nataon-dRamatoa Juliana RATOVOSON, Minisitra lefitra misahana ny tanora tao Maroantsetra. Nisy ny dinika niarahany tamin'ireo Ben'ny Tanana rehetra miisa 20 mandrafitra ny Distrikan'i Maroantsetra...








