MINISTERAN’NY TANORA SY NY FANATANJAHANTENA: FANAOVANA VAKSINY JANSSEN HO AN’IREO MPIASA

Tontosa anio 12 Oktobra 2021,ny fanaovam-bakisinin’ireo mpiasa eto anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay fiaraha-miasa amin’ny Ministeran’ny Fahasalaman-Bahoaka tao aorian’ny fanentanana izay natao azy ireo.

Ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena dia mandray an-tanana miara-miady amin’ny fisorohana ny valan’aretina COVID-19.

Autre Articles

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

Ny faha 5 Oktobra hatramin'ny 11 Oktobra ny fisoratana anarana amin'ny fifaninanana tetikasa  mikasika ny vahaolana sy ny tontolony, ho any tontolo milamina sy maharitra kokoa "Hackathon" #Hack4peace. Antsoina noho izany  ireo tanora ao anatin'ny 18 ka...

TARANJA VOLLEY-BALL

TARANJA VOLLEY-BALL

Tanteraka soamantsara anio Alahady faha-26 septambra 2021 teny amin'ny Gymnase Ankorondrano ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho Tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja Volley-ball. Ny Stef'Auto avy ao Toamasina teo amin'ny sokajy vehivavy ary ny GNVB teo...

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

Amin'izao fandalovan' ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel ao Morondava anio 23 Septembra 2021 izao dia tonga niverina nijery ifotony  ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao morondava ny tenany. Nijery...