LALAON’NY NOSY 2023: FANAOVAN-TSONIA TAMIN’IREO ORINASA MPANOHANA

Tontosa ny 26 jolay 2023 tao amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa tamin’ny Komity mpikarakara ny Lalaon’ny Nosy (COJI), izay tarihan’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA sy ireo orinasa mpanohana ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11, izay hotanterahina ny 25 Aogositra hatramin’ny 03 Septambra 2023 izao.

Fandresena ao anatin’ny firaisakina no tanjona amin’izany. Manohana mandrakariva sy matoky ny COJI amin’ny fikarakarana rehetra ireo mpiara-miombon’antoka.

-Banque officielle :

MCB Madagascar

-Boisson officielle :

Eau Vive Malagasy

-Assureur officiel :

Assurance Aro

-Communication officielle :

Telma Madagascar

-Partenaires Platinium :

ENAC Group

SPAT Port Toamasina Officiel

CFAO Motors Madagascar

TAF Madagascar

-Partenaires Gold :

Inviso GROUP

SMMC

Moozik

CANAL+

MOBILITY

JCR (Vaniala)

-Partenaires Média :

News Mada

VIVA

-Partenaires Discipline :

ORANGE

VIMA et WTC

SOREVA (Spider et Legrand)

Bet 261 – PARITURF

SIRR

-Partenaires :

KONECTA

JOVENA

Webhelp

Ny Manjary

 

« La victoire dans l’unité et la diversité »

Autre Articles

FIFANINANANA ASIEF

FIFANINANANA ASIEF

Noraisin’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahan-tena,MAMOD’ALI Hawel ireo mpiasa eto anivon’nyMinisteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay nandray anjara tamin’ny fifaninanana ASIEF natao tany Mahajanga ny 29 oktobra hatramin’ny 7 novambra lasa teo....

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

Mandroso ny asa fanamboarana ny kianja  manarapenitra ao Morondava. Nidina ifotony  nijery sy nanara-maso ny asa fanamboarana ny  kianja anio Talata 02 Novambra 2021, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel sy ny ekipany.