KIANJA MANARA-PENITRA MORONDAVA : HIROSO AMIN’NY FAMETRAHANA IREO TAPIS

Nandritry ny fandalovan’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanantanjahantena, Atoa MAMOD’ALI Hawel, tao Morondava, dia nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny kianja manara-penitra ny tenany.

Hiroso tsy ho ela amin’ny fametahana ireo « Tapis » ny asa, ary nanamafy hatrany ny Minisitra fa ataony fanamby ny hahavitana aingana ity kianjan’ny Morondava ity.

Autre Articles

UNFPA: FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA

UNFPA: FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA

Tonga nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ny solotenan'ny UNFPA miasa sy monina eto Madagasikara, Ramatoa Josiane Yaguibou, ny 26 jolay 2023. Voaresaka nandritra izany ny fanohanana hoentin'izy ireo mandritra ny JIJ 2023...

FOOTBALL: FANOMANANA NY LALAON’NY NOSY 2023

FOOTBALL: FANOMANANA NY LALAON’NY NOSY 2023

Ho fanomanana ny lalaon'ny Nosy dia nihaona tamin'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny 17 jolay 2023 ny Federasiona Malagasy ny taranja Football niaraka tamin'ireo ekipa teknika mandrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy sy ireo mpanazatra matihanina izay...