JMJ MADA X

Notanterahina ny faha 04 septambra 2022, tao Antsahatanteraka Antsirabe ny lamesa famaranana ny JMJ andiany faha 10.

Tonga nanome voninahitra izany ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto sy ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta izay tarihan’ny Filohan’ny Repoblika, Andry RAJOELINA ary ireo olo-manankaja maro samihafa izay miara-miombom-bavaka amin’ireo tanora katolika miatrika ity JMJ ity.

Autre Articles

FAMPIOFANANA IREO TANORA TAO MORONDAVA

FAMPIOFANANA IREO TANORA TAO MORONDAVA

Tontosa tao Morondava,ny hetsika lehibe ho fampiofanana sy famporisihina ho fampandraisana anjara bebe kokoa ny tanora amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara, izay fiaraha miasa teo amin’ny DRJS sy ny DREDD MENABE. Ny Tale misahana ny fifanaraham-piaraha- miasa sy...