FOOTBALL : QUALIFICATION CHAN 2023

Miarahaba ny ekipam-pirenena Barea CHAN tafiakatra amin’ny dingana farany amin’ny lalao fifanitsanana ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika CHAN 2023.

Madagascar 🇲🇬 3-0 🇸🇨 Seychelles

90′ Tsilavina Drogba

66′ Rinjala

5′ Tsilavina Drogba

Tonga nanotrona ny ekipam-pirenena Malagasy ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto, ny Filohan’ny Antenimeran-doholona ary ireo olo-manankaja maro isankarazany.

Fantatra ihany koa fa i Botswana 🇧🇼 no hifanandrina amin’i Madagasikara 🇲🇬 amin’ny fihodinana faran’ny fifanintsanana CHAN 2023.

26 au 28 août :

Lalao mandroso any Botswana

2 au 4 sept :

Lalao miverina eto Madagasikara

Autre Articles

UNFPA: FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA

UNFPA: FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA

Tonga nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ny solotenan'ny UNFPA miasa sy monina eto Madagasikara, Ramatoa Josiane Yaguibou, ny 26 jolay 2023. Voaresaka nandritra izany ny fanohanana hoentin'izy ireo mandritra ny JIJ 2023...

FOOTBALL: FANOMANANA NY LALAON’NY NOSY 2023

FOOTBALL: FANOMANANA NY LALAON’NY NOSY 2023

Ho fanomanana ny lalaon'ny Nosy dia nihaona tamin'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny 17 jolay 2023 ny Federasiona Malagasy ny taranja Football niaraka tamin'ireo ekipa teknika mandrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy sy ireo mpanazatra matihanina izay...