FITSIDIHINA ARA-POMBA OFISIALY NOTANTERAHIN’NY FEDERATION MALAGASY JEU D’ECHECS

Nandray ny Filohan’ny Federasionina Malagasy Jeu d’échecs, Andriamatoa Ramalanjaona ANDRIANANTENAINA, tao amin’ny biraony Ambohijatovo ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 24 martsa 2023.

Voaresaka nandritra ity fihaonana ity ny fanamafisana ny fiaraha-miasan’ny Minisitera sy ny Federasiona ho fampandrosoana sy ho fampahafantarana ny jeu d’échecs.

Autre Articles

FIFANINANANA ASIEF

FIFANINANANA ASIEF

Noraisin’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahan-tena,MAMOD’ALI Hawel ireo mpiasa eto anivon’nyMinisteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay nandray anjara tamin’ny fifaninanana ASIEF natao tany Mahajanga ny 29 oktobra hatramin’ny 7 novambra lasa teo....

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

Mandroso ny asa fanamboarana ny kianja  manarapenitra ao Morondava. Nidina ifotony  nijery sy nanara-maso ny asa fanamboarana ny  kianja anio Talata 02 Novambra 2021, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel sy ny ekipany.