FITSIDIHAN’NY MINISITRA TAO MAHANORO

Taorian’ny fitsidihana ireo fotodrafitrasa ara-panatanjahantena dia nijery ny tranoben’ny tanora tao Mahanoro ihany koa ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena MAMOD’ALI Hawel.

Nandritra izany no nanambarany fa ho asiana fanavaozana sy hohatsaraina izany trano izany.

Nampanantena ihany koa, Atoa Minisitra fa hanolotra fitaovana toy ny baolina, fanamiana ary filet ho an’ireo mpikatroka fanatanjahantena any Mahanoro.

Autre Articles

UNFPA: FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA

UNFPA: FITSIDIHANA ARA-POMBA FANAJANA

Tonga nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ny solotenan'ny UNFPA miasa sy monina eto Madagasikara, Ramatoa Josiane Yaguibou, ny 26 jolay 2023. Voaresaka nandritra izany ny fanohanana hoentin'izy ireo mandritra ny JIJ 2023...

FOOTBALL: FANOMANANA NY LALAON’NY NOSY 2023

FOOTBALL: FANOMANANA NY LALAON’NY NOSY 2023

Ho fanomanana ny lalaon'ny Nosy dia nihaona tamin'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny 17 jolay 2023 ny Federasiona Malagasy ny taranja Football niaraka tamin'ireo ekipa teknika mandrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy sy ireo mpanazatra matihanina izay...