Fihidinana ifontony nataon’i Ramatoa Minisitra nanampy ireo tra-boina

Iray isika, asehoy hatrany ny firaisan-kina manoloana ireo mpiray tanindrazana niharam-boina.
Ry Tanora, samia isika mandray ny tandrify azy, manampy sy mifanome tanana eny anivon’ny fiaraha-monina.
Mankahery hatrany ireo rava fananana ary miray fo tanteraka. Mampionona ihany koa ireo very olon-tiana, fianakaviana, akaiky ny fo

Autre Articles

FAMBOLEN-KAZO ANTSAHADINTA 2022

FAMBOLEN-KAZO ANTSAHADINTA 2022

Fikambanana maro no niara-dia tamin-dRamatoa Ministra Lefitra misahana ny Tanora androany Sabotsy 12 Febroary 2022. Zanakazo maro no novolena nandritr’izany ; ary hita tamin’ireo tanora ny fahavitrihana satria dia tanora iray nahavita nanatsatoka zanakazo 10 avy. Ny...