FIFANINANANA « Mini-vidéo »MIKASIKA NY FANDRINDRAM-PITERAHANA

Mahafaly ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka miaraka amin’ny Marie Stopes Madagascar ny manolotra anareo ireo tanora dimy voalohany izay nahazo ny loka tamin’ny fifaninanana « mini-vidéo » mahakasika ny fandrindram-piterahana.

1. BIFA Ny Aina Cristelle ( Faritra Boeny)

2. RABEARISOA Aurélien (Faritra Boeny)

3. RAMANAHENDRY Laury Dauphin (Faritra Androy)

4. BOTOSAHOLY Adelin Arnaud (Faritra V7V)                                                    

5. RAZANADRASOA Lucie Francine (Faritra Boeny)

Tolorana sitraka ianareo tanora nandray anjara tamin’ny lalao horonantsary fanentanana. Mamporisika anareo tanora rehetra hatrany izahay mba hazoto hanentana ny namanareo AMIN’NY ZO MAHAKASIKA NY FAHASALAMANA ARA-PANANAHANA SY FANDRINDRAM-PITERAHANA HO AN’NY TANORA.

Ireo nandresy tamin’ny lalao dia ho antsoin’ireo Talem-paritry ny tanora sy ny fanatanjahantena misy azy avy mikasika ny fotoana ankana ny loka.

RÉSULTATS du CONCOURS

Mini-vidéo sur la planification familiale

Le Ministère de la Jeunesse et des Sports, le Ministère de la Santé Publique, en collaboration avec Marie Stopes Madagascar ont la joie de vous annoncer les noms des cinq (5) jeunes vainqueurs du concours « Mini-vidéo sur la planification familiale »:

1. BIFA Ny Aina Cristelle ( Région Boeny)

2. RABEARISOA Aurélien (Région Boeny)

3. RAMANAHENDRY Laury Dauphin (Région Androy)

4. BOTOSAHOLY Adelin Arnaud (Région V7V)

5. RAZANADRASOA Lucie Francine (Région Boeny)

Un vif remerciement à tous les jeunes qui ont participé au concours.

Chers jeunes, mobilisez-vous, sensibilisez vos amis sur les droits de la Santé de la Reproduction et Planification Familiale (SRPF)!

Autre Articles

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

MANANJARY: KIANJA MANARAPENITRA

Efa ny 95% ny asa fanamboarana ny Kianja Manarapenitra ao Mananjary no vita ankehitriny. Tsy ho ela dia ho afaka hampiasa ity fotodrafitrasa goavana ity ny tanora eto an-toerana. Ity kianja ity moa dia isan'ireo fampanantenana nataon'ny Filoha Andry RAJOELINA tamin'ny...

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

HACKATHON : FIFANINANANA TETIKASA

Ny faha 5 Oktobra hatramin'ny 11 Oktobra ny fisoratana anarana amin'ny fifaninanana tetikasa  mikasika ny vahaolana sy ny tontolony, ho any tontolo milamina sy maharitra kokoa "Hackathon" #Hack4peace. Antsoina noho izany  ireo tanora ao anatin'ny 18 ka...

TARANJA VOLLEY-BALL

TARANJA VOLLEY-BALL

Tanteraka soamantsara anio Alahady faha-26 septambra 2021 teny amin'ny Gymnase Ankorondrano ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho Tompondakan'i Madagasikara eo amin'ny taranja Volley-ball. Ny Stef'Auto avy ao Toamasina teo amin'ny sokajy vehivavy ary ny GNVB teo...