Fiarahabana ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena

Tonga nirary soa ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Atoa HAWEL Mamod Ali ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora Ramatoa Juliana RATOVOSON amin’izao taona vaovao izao.
Taonan’ny asa ity taona 2022 ity ho fanatanterahana ireo velirano napetraky ny Filoham-Pirenena, ka hanehoan’izy ireo ny firaisan-kina sy fiaraha-miasa feno ho fanatrarana izany.
Ho an’ny Tanora malagasy sy ny Fanatanjahantena.
© VMJ Janv 2022

Autre Articles

VOYAGE D’ETUDE A L’ILE MAURICE

Quatre jeunes lycéens, les plus méritants du Lycée Moderne Ampefiloha ont été sélectionnés pour bénéficier d’un voyage d’étude d’une semaine à l’Île Maurice du 24 au 30 septembre 2014 : RABARY Sitraka Ny Aina Fanomezantsoa ; FITERYAH ABOUSOARY Marie Daniella;...