FARITRA DIANA: FIOFANAN’NY JUNIOR REPORTERS CLUBS

Mizotra araka ny tokony ho izy ny fampiofanana ireo Junior Reporters Clubs miisa 30 mianadahy.

Ampiofanina azy ireo mandritra izany ny lohahevitra mifandraika amin’ny fiainan’ny zatovo sy ny tanora, ny fihetsika fototra fanaon’ny ankohonana, ny U-Report Madagasikara ary ny teknika radio. Ho fanazarana azy ireo amin’ny tontolon’ny haino vaky jery dia nisy ny fitsidihana ny Radio Varatraza sy ny Radio Faniry.

Ankasitrahana ny UNICEF Madagasikara sy ny United Nations Peace building Funds amin’ny fanohanana izao fandaharanasa izao.

Autre Articles

Fifaninanana Robotika

Fifaninanana Robotika

Nahafaly ahy ny nandray ireo tanora 7 hisolo tena an'i Madagasikara any Estonie amin'ny Fifaninanana iraisam-pirenena momba ny Robotika. Isaorana ny Stem 4 Good izay nampiray ireto tanora avy amin'ny faritra isan-karazany eto Madagasikara. Hanampy azy ireo ny...

MALAGASY RUGBY: FIFANARAHAM-PIARAHA-MIASA

MALAGASY RUGBY: FIFANARAHAM-PIARAHA-MIASA

Tontosa anio 15 Oktobra 2021 ny fifanaovan-tsoniam-piaraha- miasa eo amin'ny Malagasy RUGBY sy ny Ministeran'ny tontolo iainana sy ny fandrosoana lovainjafy. Tonga nanome voninahitra izany Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY, Tale jeneraly misahana ny Fanatanjahantena eo...