Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Tonga nitsidika tamin'ny fomba am-panajana an'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ny solotenan'ny UNFPA miasa sy monina eto Madagasikara, Ramatoa Josiane Yaguibou, ny 26 jolay 2023. Voaresaka nandritra izany ny fanohanana hoentin'izy ireo mandritra ny JIJ 2023...
Tontosa ny 26 jolay 2023 tao amin'ny kianjan'ny Barea Mahamasina ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa tamin'ny Komity mpikarakara ny Lalaon'ny Nosy (COJI), izay tarihan'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA sy ireo orinasa mpanohana ny Lalaon'ny Nosy andiany faha 11,...
Tontosa ny 21 jolay tao amin'ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fivoriana izay niarahana tamin'ny ireo mpiara miombon'antoka sy ny Fitaleavana misahana ny Tanora rehetra eto anivon'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay tafiditra anatin'ny...
Ho fanomanana ny lalaon'ny Nosy dia nihaona tamin'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny 17 jolay 2023 ny Federasiona Malagasy ny taranja Football niaraka tamin'ireo ekipa teknika mandrafitra ny ekipam-pirenena Malagasy sy ireo mpanazatra matihanina izay...
Nankalazaina ny 14 sy 15 jolay lasa teo tao amin'ny Kianja Barea Mahamasina ny andro iraisam-pirenena ho an'ny fizaran'asa sy traikefan'ny tanora izay nitondra ny lohahevitra "Traikef'2 Asa". Ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanantanjahantena, izay tarihin'Andriamatoa...
Nanatanteraka fihaonana tao amin'ny kianjan'ny Barea Mahamasina, ny 13 jolay 2023, ireo mpanazatra matihanina avy any Chine sy ireo Filohan’ny Federasiona amin'ireo taranja misitraka fiofanana izay tafiditra ao anatin'ny fanomanana ny Lalaon'ny Nosy andiany faha 11....