Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Notanterahina ny 23 aprily 2023, teo anoloan’ny Lapan’ny Tanana Analakely ny fankalazana ny andro manerantany ho an’ny fanatanjahantena ho amin’ny fampandrosoana sy ny filaminana.
Mankasitra antsika rehetra niara nankalaza izany.
Medaly volamena1 ary medaly volafotsy 1 no azon'ny Malagasy teo amin'ny taranja boxe mandritra ny Lalaon'ny Nosy andiany faha 11. Nanatrika sy nanome voninahitra izany ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA sady Minisitra mpiahay...
Medaly volamena avokoa no azony Malagasy eo amin'ny sokajy lahy sy vavy eo amin'ny taranja Basketball 3×3 mandritra ny Lalaon'ny Nosy andiany faha 11. Nanatrika ny lanonana fanolorana medaly ho an'ireo Atleta ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa...
Tontosa ny 27 aogositra 2023 tetsy amin'ny Arena Ivandry ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny seho an-tsehatry ny tanora (dihy sy hira) na ny "Volet Jeunesse" amin'ity Lalaon'ny Nosy andiany faha 11 ity. Ny « Volet Jeunesse » dia voasokajy ho taranja iray anatin’ny...
Tontosa ny 25 aogositra 2023 tao amin'ny kianja Barea Mahamasina ny lanonana fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny Lalaon'ny Nosy andiany faha 11, izay atao eto Madagasikara ny 25 aogositra hatramin'ny 3 septambra 2023 izao. Firenena miisa 7 eto anivon'ny Ranomasimbe...
Notanterahana ny 23 Aogositra 2023 tao amin'ny Kianja Barea Mahamasina ny fanolorana fitaovana ara-panatanjahantena avy amin'ny fitondram-panjakana sy fitsofan-drano ireo atleta Malagasy hiatrika ny Lalaon'ny Nosy andiany faha 11. Tonga nitarika izany ny...
Notanterahana ny 20 Aogositra 2023, teo amin'ny kianja BAREA Mahamasina ny lalao famaranana ny fiadiana ny amboaran'ny Filoha eo amin'ny taranja baolina kitra. ANTANANARIVO 1 Vs 0 TOAMASINA Miarahaba ny ekipan'i Antananarivo izay voahosotra tompondaka...