FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENAN’NY FANATANJAHANTENA HO AN’NY FAMPANDROSOANA SY NY FANDRIAMPAHALEMANA

Nankalazaina ny 6 aprily 2023 ny fanamarihana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ny fanatanjahantena ho an’ny fampandrosoana sy ny fandriampahalemana.

Nankalaza izany ny teto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay tarihan’ Andriamatoa Minisitra, André Haja RESAMPA.

Ny tanjona dia ny fampiasana ny fanatanjahantena amin’ny fametrahana ny fandriampahalemana sy fampandrosoana maharitra ary koa ny fampiasana ny fanatanjahan-tena ho fitaizam-batana sy fanatsarana ny fahasalamana.

Autre Articles

FIFANINANANA ASIEF

FIFANINANANA ASIEF

Noraisin’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahan-tena,MAMOD’ALI Hawel ireo mpiasa eto anivon’nyMinisteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay nandray anjara tamin’ny fifaninanana ASIEF natao tany Mahajanga ny 29 oktobra hatramin’ny 7 novambra lasa teo....

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

Mandroso ny asa fanamboarana ny kianja  manarapenitra ao Morondava. Nidina ifotony  nijery sy nanara-maso ny asa fanamboarana ny  kianja anio Talata 02 Novambra 2021, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel sy ny ekipany.