FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA NY BISIKILETA.

Ho fankalazana ny andro iraisam-pirenena ny bisikileta, dia nisy ny hetsika nokarakarain’ny Masoivohon’ny Inde eto Madagasikara, SEM Abhay KUMAR izay niarahana tamin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ary fikambanana tanora maro, ny Zoma faha-03 Jona 2022.

Nisy ny diabe am-bisikileta notanterahana nanomboka tamin’ny 10 ora maraina, niainga teo amin’ny Marais Masay ka nihazo ny Résidence de l’Inde, Villa Tanàna finaritra Analamahitsy.

Tonga nanome voninahitra ny lanonana, ary nisolo tena an’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto nandritra izany, ny Tale Jeneralin’ny Académie Nationale des Sports (ANS), Andriamatoa RABARINALA Thierry, niaraka tamin’ireo Tale isan-tsokajiny eto anivon’ny Minisitera.

Autre Articles

LALAON’NY FRANKOFONIA: FANDRAISANA IREO DELEGASIONA

LALAON’NY FRANKOFONIA: FANDRAISANA IREO DELEGASIONA

Noraisin'Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, tao amin'ny Kianjan'ny Barea Mahamasina ny faha 9 Aogositra 2023 ireo delegasiona Malagasy avy niatrika ny lalaon’ny Frankofonia andiany faha 9 izay natao tany Kinshasa, République Démocratique du Congo. Nandritra...

FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY TANORA

FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY TANORA

Ireo fandaharam-potoana mahakasika ny fankalazana ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Tanora na "Journée Internationale de la Jeunesse (JIJ) izay tanterahina any Morondava: 9,10,11 Aogositra: Fiofanana mahakasika ny Lifeskills Fanoitra 11 Aogositra:...

FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY TANORA

FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY TANORA

Hankalazaina ny 9 hatramin’ny 12 Aogositra ho avy izao ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Tanora na ny "Journée Internationale de la Jeunesse (JIJ)",izay ho tanterahina any Morondava. "Tanora mampanjary tontolo maitso, antoky ny fampandrosoana maharitra sy lovan-jafy...

LALAON’NY FRANKOFONIA: FITSENANA IREO DELEGASIONA

LALAON’NY FRANKOFONIA: FITSENANA IREO DELEGASIONA

Tafaverina an-tanindrazana ny 08 Aogositra 2023 ireo delegasiona Malagasy izay nitondra avo ny voninahim-pirenena nandritra ny lalaon'ny frankofonia izay natao tany Kinshasa, République Démocratique du Congo. Laharana faha 13 no misy an'i Madagasikara ary nahazo...