FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY VEHIVAVY

Tonga maro sy mavitrika ireo vehivavy mpiasa eto anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay miara mankalaza ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy tao amin’ny kianja Barea Mahamasina niarahana tamin’ireo Tale vehivavy isan-tsokajiny eto anivon’ny Minisitera, ny 8 martsa 2023

 » Fanabeazana ny ankizivavy, fampizakan-tena vehivavy, antoky ny fampandrosoana lovain-jafy ».

Autre Articles

FIFANINANANA ASIEF

FIFANINANANA ASIEF

Noraisin’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahan-tena,MAMOD’ALI Hawel ireo mpiasa eto anivon’nyMinisteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay nandray anjara tamin’ny fifaninanana ASIEF natao tany Mahajanga ny 29 oktobra hatramin’ny 7 novambra lasa teo....

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

Mandroso ny asa fanamboarana ny kianja  manarapenitra ao Morondava. Nidina ifotony  nijery sy nanara-maso ny asa fanamboarana ny  kianja anio Talata 02 Novambra 2021, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel sy ny ekipany.