La liste des candidats admissibles au concours de recrutement de Coordonnateurs des activités de la jeunesse (direct et professionnel) et Conseillers à la Jeunesse (direct et professionnel).

Autre Articles

FIHAONAN’NY GOVERNEMANTA SY NY SOLOMBAVAM-BAHOAKA

FIHAONAN’NY GOVERNEMANTA SY NY SOLOMBAVAM-BAHOAKA

Misy ny fihaonan'ireo Solombavam-bahoakan'i Madagasikara amin'ireo mpikambana ao amin'ny Governemanta izay tarihin'ny Praiminisitra, Andriamatoa Christian NTSAY nanomboka omaly 02 Desambra 2021 sy ny 03 Desambra 2021. Mandritra izany roa andron' ny fihaonana izany no...

YOUTHCONNEKT MADAGASCAR: TANORA MANDRAFITRA NY HO AVY

YOUTHCONNEKT MADAGASCAR: TANORA MANDRAFITRA NY HO AVY

Nanomboka ny taona 2017 i Madagasikara no niatrika voalohany ny Fihaonana antampon'ny YouthConnekt Africa. Hatramin'izao dia miezaka sy tsy mikely soroka ny fitondram-panjakana malagasy sy ireo mpiara-miombon'antoka mikatsaka mandrankariva ny fomba hampivoarana sy ho...

DIEGO: TANORA 310 MISITRAKA FIOFANANA « INFORMATIQUE »

DIEGO: TANORA 310 MISITRAKA FIOFANANA « INFORMATIQUE »

Tanora miisa 310 ao amin'ny renivohi-paritr'i Diana no misitraka fampiofanana "Informatique" izay karakarain'ny Conseil Communal de la Jeunesse Antsiranana. Tonga nijery ifotony izany ny mpikambana amin'ny Kabinetran'ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora, Atoa...

ATRIKASA MAHAKASIKA NY TETIKASA OBS-MADA

ATRIKASA MAHAKASIKA NY TETIKASA OBS-MADA

Atrikasa mahakasika ny Fankatoavana ny tari-dalana sy fitaovana fanofanana Tanora momba ny hay-taky sy ny hay-tarika ary Fitantanana sy Fampiroboroboana Tetikasa no notanterahina tetsy amin'ny Hotel Colbert ny 25 Novambra 2021 lasa teo. Notontosaina izany mba...