MINISTRA LEFITRA MISAHANA NY TANORA MIDINA IFOTONY ANY ANOSIBE AN’ALA TAORIAN’I BATSIRAI
Araka ny baiko izay nomen'ny Filohan'ny Repoblika Andry Nirina RAJOELINA dia nanatanteraka fidinana ifotony tany Anosibe an' Ala niaraka tamin'ireo mpiara-miasa aminy ny Minisitra Lefitra misahana ny tanora Juliana Ratovoson. Mijery akaiky ny zava-mitranga sy izay...












