Fihidinana ifontony nataon’i Ramatoa Minisitra nanampy ireo tra-boina
Iray isika, asehoy hatrany ny firaisan-kina manoloana ireo mpiray tanindrazana niharam-boina. Ry Tanora, samia isika mandray ny tandrify azy, manampy sy mifanome tanana eny anivon'ny fiaraha-monina. Mankahery hatrany ireo rava fananana ary miray fo tanteraka....








