ALEFA MADAGASIKIARA JUDO : FIADINA HO TOMPODAKAN’I AFRIKA -SENIOR 2020

Vokatra vonjy maika (MADAGASIKARA) :

=> Medaly alimo 2 :

– Fetra RATSIMIZIVA

Sokajy -81Kg

– Herintsoa RAKOTOVAO

Sokajy -57kg

Ho arahintsika eto tsy ho ela ny tohin’ny valin’ny lalao.

JUDO : CHAMPIONNAT D’AFRIQUE SENIOR 2020

Résultats provisoires (MADAGASCAR) :

=> 2 médailles de Bronze :

– Fetra RATSIMIZIVA

Catégorie -81Kg

– Herintsoa RAKOTOVAO

Catégorie -57kg La suite des résultats sera bientôt postée

Autre Articles

FIFANINANANA TSIPY KANETIBE « GRAND OPEN ANALAMANGA »

FIFANINANANA TSIPY KANETIBE « GRAND OPEN ANALAMANGA »

Taorian'ny fitokanana ny kianja manarapenitra filalaovana tsipy kanetibe " FITARATRA 2023", tao Tongarivo, kaomina Tanjombato, ny zoma lasa teo dia nisy avy hatrany ny fifaninanana "Festival de Pétanque Grand Open Analamanga". Niisa 252 ireo ekipa olona telo miaraka...