ALEFA MADAGASIKIARA JUDO : FIADINA HO TOMPODAKAN’I AFRIKA -SENIOR 2020

Vokatra vonjy maika (MADAGASIKARA) :

=> Medaly alimo 2 :

– Fetra RATSIMIZIVA

Sokajy -81Kg

– Herintsoa RAKOTOVAO

Sokajy -57kg

Ho arahintsika eto tsy ho ela ny tohin’ny valin’ny lalao.

JUDO : CHAMPIONNAT D’AFRIQUE SENIOR 2020

Résultats provisoires (MADAGASCAR) :

=> 2 médailles de Bronze :

– Fetra RATSIMIZIVA

Catégorie -81Kg

– Herintsoa RAKOTOVAO

Catégorie -57kg La suite des résultats sera bientôt postée

Autre Articles

FITOKANANA NY I-TAFA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY.

FITOKANANA NY I-TAFA TAMIN’NY FOMBA OFISIALY.

Anio 31 Aogositra 2021 no notokanana tamin'ny fomba ofisialy ny ivon-toerana I-TAFA etsy Ambohijatovo ambony. Tonga nanome voninahitra izany ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora eo anivon'ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Ramatoa Juliana RATOVOSON....

KIANJA BAREA : NAHAZO FAHAFAHANA MAMPIDITRA MPIJERY

KIANJA BAREA : NAHAZO FAHAFAHANA MAMPIDITRA MPIJERY

Taorian'ny fitsidihana sy fijerena nataon'ny teknisianina avy ao amin'ny Kaofederasiona Afrikanina ny baolina kitra (CAF) dia nanao valan-dresaka ho an'ny mpanao gazety ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena MAMOD’ALI Hawel. Nambarany tamin'izany fa nahazo...

TOAMASINA: FAMPIOFANANA IREO TANORA TAO AN-TOERANA

TOAMASINA: FAMPIOFANANA IREO TANORA TAO AN-TOERANA

Nisy ny fampiofanana ireo tanora izay natao tao amin'ny Centre Regionale de la Jeunesse et des Sports (CRJS) Toamasina izay nifarana anio 27 Aogositra 2021. Nandritra ny fidinana ifotony izay notanterahin-dRamatoa Juliana RATOVOSON Minisitra lefitra,Anio zoma 27...