ALEFA MADAGASIKIARA JUDO : FIADINA HO TOMPODAKAN’I AFRIKA -SENIOR 2020

Vokatra vonjy maika (MADAGASIKARA) :

=> Medaly alimo 2 :

– Fetra RATSIMIZIVA

Sokajy -81Kg

– Herintsoa RAKOTOVAO

Sokajy -57kg

Ho arahintsika eto tsy ho ela ny tohin’ny valin’ny lalao.

JUDO : CHAMPIONNAT D’AFRIQUE SENIOR 2020

Résultats provisoires (MADAGASCAR) :

=> 2 médailles de Bronze :

– Fetra RATSIMIZIVA

Catégorie -81Kg

– Herintsoa RAKOTOVAO

Catégorie -57kg La suite des résultats sera bientôt postée

Autre Articles

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

Amin'izao fandalovan' ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD'ALI Hawel ao Morondava anio 23 Septembra 2021 izao dia tonga niverina nijery ifotony  ny fandrosoan'ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra tao morondava ny tenany. Nijery...